| Entry | 1 marary ovana |
| Elementary words | 2 marary, 3 ovana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na eritreritra na tebiteby; tsy matanjaka, mitsingoana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|